msh_zec_text_reg/13/01.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 1 " Amin'io andro io la hisy loharano hisokatsy ho gnan'ny avorohotan'i Davida voho reo olon'i Jerosalema, noho gny fahotan-drozy voho gny tsy fahadiovan-drozy. \v 2 Amin'io andro io __io ro fagnambaran'i Yaveh Tompon'ny maro__ro hagnohagnako gny agnaran'ireo sampy amin'ny tany mba tsy ho taroviny sasy rozy. Hampiboaky reo mpaminany tsy marina voho gny fagnahy maloton-drozy amin'ny tany avao koa Aho.