msh_zec_text_reg/12/12.txt

1 line
634 B
Plaintext

\v 12 Hisaogna gny tany, gny fianakaviambe kirakiraiky hitoka amin'ireo fianakaviambe hafa. Gny fianakaviamben'ny avorohotan'i Davida hitoka sady reo valin-drozy hitoka amin'ireo johary. Gny fianakaviamben'ny avorohotan'i Natana hitoka voho reo valin-drozy hitoka amin'ireo johary. \v 13 Gny fianakaviamben'ny avorohotan'i Levy hitoka voho reo valin-drozy hitoka amin'ireo johary. Gny fianakaviamben'ireo Simeita hitoka voho gny valin-drozy hitoka amin'ireo johary. \v 14 Gny fianakaviambe kirakiraiky amin'ireo fianakaviambe tahajano__ gny fianakaviany kirakiraiky la samy hitsitokatoka sady gny valin-drozy hitoka amin'ireo johary."