msh_zec_text_reg/12/07.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 7 Hamonjy reo lain'i Joda i Yaveh ,mba tsy ho bevata noho gny tavela amin'i Joda gny voninahin-drozy mipetraky ao Jerosalema. \v 8 Amin'io andro io la ho mpiaro reo olon'i Jerosalema i Yaveh, sady amin'io andro io reo zay ketraky amin-drozy la hanahaky gnan'i Davida , sady gny avorohotan'i Davida la hanahaky gnan-Dragnahary, manahaky gny anjelin'i Yaveh eo agnatrehan-drozy. \v 9 " Amin'io andro io la hanomboky handringa reo firenena iaby zay avy hanohitsy gnan'i Jerosalema Aho.