msh_zec_text_reg/12/01.txt

1 line
640 B
Plaintext

\v 1 Toy la fagnambara gny safan'i Yaveh mahakasiky gnan'Israely__ fagnambaran'i Yaveh, zay nandratsy reo habakabaky voho nametraky gny fototsy gny tany, zay mamolavola gny fagnahin'olombelo ao agnatin'ny olo hoe:' \v 2 Ingo, eo an-dalam-panaova gnan'i Jerosalema agnaty kapoaky Aho hahatonga reo olo iaby magnodidy azy hivembegna. La hanahaky gnan'io avao koa gnan'i Joda mandritra gny fahirano gnan'i Jerosalema. \v 3 Amin'io andro io, hataoko ho vato mavesatsy ho gnan'ny olo manonto i Jerosalema. Zay magnandra gny hagnonjo io vato io la handratsy mare gny vatany, ka hitambatsy hanohitsy gnan'io tana io reo firenen,ny tany manontolo.