1 line
330 B
Plaintext
1 line
330 B
Plaintext
\v 11 Hamakivaky gny ranomasim-pahorian-drozy Aho; hamely reo onjan'io ranomasina io Aho sady hagnamaiky gny lalin'i Neily manontolo. Hahetry gny voninahits'i asyria, sady gny tehim-panjakan'i Egypta hiala amin'ireo Egyptiana. \v 12 Hagnamafy ory an-drozy amiko Aho, sady handeha amin'ny agnarako rozy__io ro fagnamabaran'i Yaveh. |