1 line
323 B
Plaintext
1 line
323 B
Plaintext
\v 16 Reto ro raha zay tsy maintsy hataonaraeo: Milaza gny marina, gny olo kirakiraiky amin'ny namany. Mitsara amin'ny marina, rariny, sady fiadagna eo amin'ny vavahadinareo. \v 17 Ka manao fikasan-draty ao am-ponareo amin'ny hafa, sady ka mitia fianianan-diso__fotony malay reo raha reo Aho!__ io ro fagnambaran'i Yaveh." |