msh_zec_text_reg/08/09.txt

1 line
525 B
Plaintext

\v 9 Zao ro lazain'i Yaveh Tompon'ny maro:' Iha zay manohy mijanjy reo teny mitovy zay niboaky bakamin'ny vavan'ny mpaminany manontolo napetraky gny fototry gny tragnoko__toy tragnoko toy, Yaveh tompon'ny maro:' Atanjaho reo tagnanao mba ho voatsanga gny tempoly.\v 10 Fa talohan'io andro io la tsy nisy vokatsy voavorin'ny olo, tsy nisy tombony na ho gnan'ny olo na ho gnan'ny biby, sady tsy nisy fiadagna ho gnan'izay olo miboaky an militsy bakamin'ireo fahavalo. Fa nametraky gny olo kirakiraiky hanohitsy gny namany Aho.