msh_zec_text_reg/07/11.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 11 Nefa nanda gny hijanjy rozy sady nagnamafy gny sorokin-drozy. Nagnakato gny sofiny rozy mba tsy hahare. \v 12 Nagnamafy gny fony manahaky gny vato rozy mba tsy hahare gny lalagna na reo safan'i Yaveh Tompon'ny maro. Nandefa reo hafatsy reo ho gnan'ny olo tamin'ny alalan'ny fagnahiny tamin'ny fotoa taloha, tamin'ny alalan'ny vavan'ireo mpaminany Ie. Nrfa nanda gny hijanjy gny olo, ka masiaky mare tamin-drozy Yaveh tompon'ny maro.