msh_zec_text_reg/06/09.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 9 Sady avy tamiko gny safan'i Yaveh, manao hoe:' Mangala fagnatitsy amin'ireo tany an-tsesitany__bakagny Helday, Tobia, sady Jedaia__sady mandehana amin'io andro io avao voho alao ao an-tragnon'i Josia anak'i Zefania, zay bakagny Babylona io. \v 11 La alao gny volafoty voho gny volamena, manaova satro-boninahitsy voho apetraho eo amin'ny lahan'i Josoa anaky lahin'i Jozadaka, lay mpisorobe io