msh_zec_text_reg/06/05.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 5 Namaly lay anjely ka nisafa tamiko hoe:' Reo ro tsioky efatsy gny lagnitsy zay niboaky teo amin'ny toera zay nitsanganan-drozy teo agnatrehan'ilay Tompon'ny tany manontolo. \v 6 Lay raiky zay miaraky amin'ny Soavaly mainty la miboaky magnagny amin'ny firenenaavaratsy; reo soavaly foty la miboaky magnagny amin'ny firenena andrefa; sady reo soavaly sada foty la miboaky magnagny amin'ny firenena antimo."