msh_zec_text_reg/05/03.txt

1 line
534 B
Plaintext

\V 3 La hoy ie tamiko hoe:' Toy ro ozo zay miboaky manera zao tontolo zao ,fa gny mpangalatsy iaby la havory manomboky amizao zay mifototsy amin'izay lazainy amin'ny andaniny, sady zay iaby milaza fianiana diso la ho fongory zay mifototsy amin'izay lazainy amin'ny ankilany, araky gny safan-drozy. \v 4 " Haboakiko io__ io ro fagnambaran'i Yaveh Tompon'ny maro__ ka hilitsy ao an-tragnon'ny mpangalatsy voho ao amin'ny tragnon'izay miaina diso amin'ny agnarako io. Hipetraky ao an-tragnony io sady hanimba gny hazony voho reo vatony."