msh_zec_text_reg/03/04.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 4 Niresaky lay anjely sady nisafa tamin'ireo zay nijoro teo agnatrehany hoe:" Alao aminy reo fisikina maloto." La hoy ie tamin'i Josoa hoe:" Ingo ! Fa nalako taminao gny helokao sady hampiakanjo akanjo soa gnanao." \v 5 Hoy ie hoe:' Ao rozy hametraky hamama malio eo an-dohany!" La nametraky hamama malio teo agnabony lohan'i Josoa rozy sady nampiakanjo gnazy tamin'ny akanjo malio laha nijoro teo agnilany teo lay anjelin'i Yaveh.