msh_zec_text_reg/02/08.txt

1 line
418 B
Plaintext

\v 8 Fa tafaran'ny nagnomezan'i Yaveh tompon'ny maro voninahitsy ahy voho nandefasany ahy hanohitsy reo firenena zay nandromba ahy gnanareo__fa na ia mikasiky gnanreo, la mikasiky gny anakandriamason- Dranagnahary!__ lafa ba nanao io Yaveh, la hoy Ie hoe:' \v 9 Zaho mihitsy ro haninjitsy gny tagnako amin-drozy, sady la ho babo ho gnan'ireo andevony rozy. " La ho hainareo fa i yaveh Tompon'ny maro ro nagniraky ahy.