msh_zec_text_reg/01/10.txt

1 line
329 B
Plaintext

\v 10 Sady lay johary zay nitsanga teo amin'ny hazo rotra namaly sady nisafa hoe:" Reo ro nalefan'i Yaveh mba hirenireny manera gny tany." \v 11 Namaly lay anjelin'i Yaveh zay nitsanga teo amin'ny hazo rotra rozy, hoy rozy taminy hoe:' Fa nirenireny nanera gny tany zahay; ingo, gny tany manontolo la mbo mipetraky voho mijano."