msh_zec_text_reg/01/07.txt

1 line
622 B
Plaintext

\v 7 Tamin'ny andro faha roapolo efantsamby tamin'ny faha folo raikamby gny vola, zay volan'ny Sebata, tamin'ny tao faharoe nanjakan'i Dariosa, la avy tamin'i Zakaria, anaky lahin'i Berekia anaky lahin'i Ido, lay mpaminany, gny safan'i Yaveh, manao hoe:" \v 8 Nahita tamy gny haly aho, sady ingo! nisy johary raiky nanday soavaly mena, sady teo amin'ny hazo rotra zay teo amin'ny lohasaha ie; sady teo afarany la nisy soavaly mena, volontany manopy mena, sady soavaly foty." \v 9 Hoy aho hoe:' Ino reo raha reo, ry Tompoko? bakeo la nisy anjely raiky niresaky tamiko nanao tamiko hoe:" Haseoko gnanao hoe ino reo raha reo"