@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ingo! Ho avy gny andron'i Yaveh lafa hozara eo agnivonireo gny babonareo. \v 2 Fa havoriko hanohitsy gnan'i Jerosalema amin'ny aly gny firenena manontolo ka ho voababo gny tana.