msh_tit_text_udb/03/09.txt

1 line
382 B
Plaintext

\v 9 Fa ialao gny adihevitsy adala voho gny tantaram-pirazagna voho gny fifandira voho gny aly momban'ny lalagna. Reo raha reo la zava-poana voho tsy mahasoa. \v 10 Manda zay olo iaby miteraky fizarazara eo agnivonareo , afaran'ny fampitandrema gnindraiky na gnindroe, \v 11 sady fantaro fa gny olo manahaky gnan'io la niala tamin'ny lala to sady manota voho magnameloky gny vatany.