msh_tit_text_udb/03/04.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 4 Fa lafa niseho gny hasoam-pagnahin-Dranagnahary mpamonjy gnantsika voho gny hateany gny olombelo, \v 5 la tsy tamin'ny asan'ny fahamarigna nataontsika io, fa tamin'ny famindram-pony ro namomjea gnantsika. Ie la namomjy gnantsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fahateraham-baovao voho gny fanavaoza tamin'ny Fagnahy Masy.