msh_tit_text_udb/03/03.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 3 Fa taloha gny vatantsika la tsy nanan-tsiny sady tsy nankato. Voatariky tamin'ny lalan-diso tsika sady nandevozin'ny fila voho gny fahafinareta sambihafa. Niay tao amin'ny faharatia voho gny fialogna tsika. Nankalaza rahay sady nifankalay tsika.