msh_tit_text_udb/03/01.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 1 Ampaherezo rozy hagnenky gnan'ireo mpanapaky voho reo manam-pahefa, hankato gnan-drozy, ho vonona amin'ny asa soa iaby. \v 2 Ampatiarovo gnan-drozy tsy haneso na ia ia , hiala amin'ny adihevitsy , hamela gny hafa hagnaraky gny lalany, voho hampiseho fanetren-tena amin'ny olo iaby.