msh_tit_text_udb/02/11.txt

1 line
429 B
Plaintext

\v 11 Fa fa niseho tamin'ny olo iaby gny fahasoavan-Dranagnahary. \v 12 Mampinatsy gnantsika handa gny toetra tsy araky gnan-Dranagnahary voho gny filan'izao tontolo zao io. Mampianatsy gnantsika hiay am-pihonona, am-pahamarigna, voho araky gny lalan-Dranagnahary amin'izao vanim-potoa zao zay handrambesantsika gny fanantena mahafinaritsy, gny fisehoan'ny voninahitsy gny Ndranagnaharintsika bevata voho Mpamonjy Jesosy Kristy.