\v 1 Fa iha koa, miresaky zay mifagnaraky amin'ny fampianara marina. \v 2 Reo johary fa nahazo tao la tsy maintsy mahay mitondra tena , maotina, mahanon-tena, matanjaky amin'ny finoa, amin'ny hatea, voho amin'ny fahareta.