1 line
361 B
Plaintext
1 line
361 B
Plaintext
\v 6 Gny loholona la tsy tokony hanan-tsiny mihintsy, valin'ny ampela raiky,mana anaky mino tsy voampanga ho magnara-po amin'ny raty ma maheriloha. \v 7 Ilan'ny mpitandrina, amin'ny maha-mpanao gny asan-Dranaganahary, gny tsy fanagnan-tsiny . Tsy tokony hahery firesaky na mirehareha. Tsy tokony ho mora masiaky, tsy mpmamo, tsy lian'aly, voho tsy olo tea vola. |