msh_tit_text_udb/01/04.txt

1 line
339 B
Plaintext

\v 4 Ho gnan'i Titosy , anaky marina ao amin'ny finoa hiombognantsika. Fahasoava voho fiadagna bakamin-Dranagnahary gny Baba voho Jesosy Kristy Mpamonjy gnantsika. \v 5 Noho zao antony zao ro namelako gnanao tagny Kreta, la gny mba handamina gnan'ireo raha mbo tsy vita voho hanendry loholona isaky gny tana araky zay fa nandidiako gnanao.