msh_tit_text_udb/01/01.txt

2 lines
467 B
Plaintext

\v 1 Paoly, mpanompon-Dranagnahary sady Apostolon'i Jesosy Kristy, hagnamafy gny finoan'ny olom-boafilin-Dranagnahary voho gny fahay gny to zay magnaraky gny toe-pagnahy araky an-Dranagnahary, \v 2 amin'ny fahatokia gny fiaigna mandrakizay, zay nampanatenain-Dranagnahary, gny tsy mavandy, tamy fahagola. \v 3 Tamin'ny fotoa voatondro, la nasehony gny vatany tamin'ny hafatsy izay natokisany ho ampitako. Nataoko izay araky gny lilin-dragnahary gny Mpamonjy antsika.