auto save
This commit is contained in:
parent
fb95456090
commit
e19b6dc2ad
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
\v 4 Fa lafa niseho gny hasoam-pagnahin-Dranagnahary mpamonjy gnantsika voho gny fitiavy gny olombelo, \v 5 la tsy tamin'ny asan'ny fahamarigna nataontsika io, fa tamin'ny famindram-pony ro namomjea gnantsika. Ie la namomjy gnantsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fahateraham-baovao voho gny fanavaoza tamin'ny Fagnahy Masina.
|
Loading…
Reference in New Issue