auto save

This commit is contained in:
Masikoro 002 2022-06-06 11:52:11 +03:00 committed by root
parent a3962b8900
commit 4da4335d10
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Fa ialao gny adihevitsy adala voho gny tantaram-pirazagna voho gny fifandira voho gny aly momban'ny lalagna. Reo raha reo la zava-poana voho tsy mahasoa. \v 10 Manda zay olo iaby miteraky fizarazara eo agnivonareo , afaran'ny fampitandrema gnindraiky na gnindroe, \v 11 sady fantaro fa gny olo manahaky gnan'io la niala tamin'ny lala marina sady manota voho magnameloky gny vatany.
\v 9 Fa ialao gny adihevitsy adala voho gny tantaram-pirazagna voho gny fifandira voho gny aly momban'ny lalagna. Reo raha reo la zava-poana voho tsy mahasoa. \v 10 Manda zay olo iaby miteraky fizarazara eo agnivonareo , afaran'ny fampitandrema gnindraiky na gnindroe, \v 11 sady fantaro fa gny olo manahaky gnan'io la niala tamin'ny lala to sady manota voho magnameloky gny vatany.