msh_sng_text_udb/03/01.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 1 Ami-gny haly am-pandreako eo la nitomiry gny raiky teako iaho; nila gn'azy iaho, fe tsy jeriko ie. \v 2Hoy iaho tami-gny vatako hoe:"Hitsanga iaho voho handeha ami-gny tana agny, ami-gny lala ndraiky gny reo kianja; hiala gny malalako iaho."Nila gn'azy iaho, fe tsy nahajery gn'azy.