\v 9Lasanao gny foko, ry havako, ry zay ho valieko; lasanao gny foko, tamin'ny gny fijery raiky tamiko atoy, tamin'ny gny ravaky raiky tam-bozonao egny.