msh_sng_text_udb/03/03.txt

1 line
427 B
Plaintext

\v 3 Hitan'ny mpiamby reo aho laha nihodidy gny tana rozy. Nagnontany androzy aho hoe: "Jerinareo va gny malalako?" \v 4Fotoa kelikely avao tafaran'ny gny nandalovako tamindrozy teo ro nahitako raiky tean'ny gny fagnahiko. Nitanjaky azy aho ka tsy nagnenga azy handeha hatrami'ny gny hagnandesako azy an-tragnon-dreniko agny, amin'ny gn'efitragno fandrean'ny gny raiky niteraky ahy ao.Gn'ampela mirehaky amin'ny gn'ampela hafa.