msh_sng_text_udb/02/14.txt

1 line
283 B
Plaintext

\v 14 Ry voromailalako, an-tsefatsefaky gny vatolampy eo, eo an-tsefatsefaky mietaky gny tendrom-bohitsy harambato, la engao aho hahajery gny endrikao. Engao hahajanjy gny feoanao aho, fa malefaky gny feonao, ka la maha taho-tea gn'endrikao."Gn'ampela ro mirehaky amin'ny gny vatany.