msh_sng_text_udb/02/08.txt

1 line
294 B
Plaintext

\v 8Nay gny feon'ny gny teako!, ingy ie bakao ingy, mandikalika tendrom-vohitsy reo, mitsanboko amin'ny vohitsy reo. \v 9Gny malalako la manahaky gny gazela na diera la mbo tanora; ingo, ie la mitsanga ambohon'ny gny rindrinay ao, manangiriky an-dafonety eo, mipoitsy eo amin'ny gny makarakara.