auto save
This commit is contained in:
parent
7416962833
commit
50374c4c25
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa ami-gny vatany hoe falifaly iaho; mifaly gny momba gnanao iaho; ao iaho hagnalaza gny hateanao; soa mare nohony gny divay
|
Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa ami-gny vatany hoe falifaly iaho; mifaly gny momba gnanao iaho; ao iaho hagnalaza gny hateanao; soa mare nohony gny divay zay. V
|
Loading…
Reference in New Issue