From 38576b60589f162f3a04f7d234a220d5d21cb9e9 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: Masikoro-003 <> Date: Thu, 25 Mar 2021 10:53:13 +0100 Subject: [PATCH] auto save --- 03/10.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/03/10.txt b/03/10.txt index fca719e..19a7a50 100644 --- a/03/10.txt +++ b/03/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10Gny tsangatsangany zay la vita tami-gny volafoty; gny lambosiny la vita tami-gny volamena, voho gny fipetraha tami-gny siky volomparasy. Gny tagnainy tao la nipozeany gn'anak'ampelany joharin'i Jerosalema an-katea. Gny somonjara misafa ami-gny reo ampelan'i Jerosalema \v 11Miboaha, ry gnanak'ampelany joharin'i Ziona,voho mandiniha gnan'i Solomona mpanjaka, manday gny \ No newline at end of file +\v 10Gny tsangatsangany zay la vita tami-gny volafoty; gny lambosiny la vita tami-gny volamena, voho gny fipetraha tami-gny siky volomparasy. Gny tagnainy tao la nipozeany gn'anak'ampelany joharin'i Jerosalema an-katea. Gny somonjara misafa ami-gny reo ampelan'i Jerosalema \v 11Miboaha, ry gnanak'ampelany joharin'i Ziona,voho mandiniha gnan'i Solomona mpanjaka, manday gny sabakam-boninahitsy nampisatrohany gny reniny gn'azy \ No newline at end of file