diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 479e057..e950f82 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa \ No newline at end of file +Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa ami-gny tegnany hoe falifaly iaho; mifaly gny momba gnanao iaho; ao \ No newline at end of file