From 275a53bd0449b183b6561771fb21096be508014f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MASIKORO-003 <> Date: Tue, 23 Mar 2021 15:23:20 +0100 Subject: [PATCH] auto save --- 01/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index aa59e74..073d911 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa ami-gny vatany hoe falifaly iaho; mifaly gny momba gnanao iaho; ao iaho hagnalaza gny hateanao; soa mare nohony gny divay zay. Voajagnahary agnaminy ampela hafa reo gny mitea gnanao. Gnampela miresaky ami-gny \ No newline at end of file +\v 4 \v 1 Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, \v 2 ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. \v 3 Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa ami-gny vatany hoe falifaly iaho; mifaly gny momba gnanao iaho; ao iaho hagnalaza gny hateanao; soa mare nohony gny divay zay. Voajagnahary agnaminy ampela hafa reo gny mitea gnanao. Gnampela miresaky ami-gny reo ampela hafa. \ No newline at end of file