From 191cdb84d3bd32bd61cbfd4a86273477ed497c2d Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MASIKORO-003 <> Date: Tue, 23 Mar 2021 14:52:54 +0100 Subject: [PATCH] auto save --- 01/01.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/01.txt b/01/01.txt index 76b7bd6..aa59e74 100644 --- a/01/01.txt +++ b/01/01.txt @@ -1 +1 @@ -Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa ami-gny vatany hoe falifaly iaho; mifaly gny momba gnanao iaho; ao iaho hagnalaza gny hateanao; soa mare nohony gny divay zay. Voajagnahary agnaminy ampela hafa reo gny mitea gnanao. Gnampela miresaky ami-gny reo ampela hafa. \ No newline at end of file +Gny tognon-kira reo tognokira, gnan'i Solomona miresaky ami-gny teany, ao mba hagnoroky gn'ahy ami-gny fagnorohany gny vavanao iha, fotony soa mare nohony gny divay gny hateanao. Gny menaky fagnosoranao la magnim-pofo; gnagnaranao la manahaky gny ranomagnitsy voaly, ka teany gny somonjara reo iha. Andeso miaraky agnaminareo iaho, voho hilay tsika. Gny somonjara misafa ami-gny vatany hoe falifaly iaho; mifaly gny momba gnanao iaho; ao iaho hagnalaza gny hateanao; soa mare nohony gny divay zay. Voajagnahary agnaminy ampela hafa reo gny mitea gnanao. Gnampela miresaky ami-gny \ No newline at end of file