msh_sng_text_reg/04/10.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 10 Ingo, gny hasoan'ny gny hateanao, ry havako, ry zay ho valieko! Ingo gny hasoan'ny gny hateanao mihoatsy gny divay, voho gny fameroveron'ny gny ragnomagnitsao mihoatsy nohon'ny gny raha magnitsy iaby. \v 11Gny sogninao, ry zay ho valieko, la mitete tantely; voho ronono gn'ambanin'ny gny lelanao ao; gny fameroveron'ny gn'akanjonao la manahaky gny fameroveron'i Libanona.