msh_sng_text_reg/04/08.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 8Miaraha amiko baka a Libanona agny, ry zay hovalieko. Miaraha amiko baka a Libanona agny; miavia baka an-tampon'i Amania agny, bakagny an-tampon'i Senira voho Hermona, bakagny an-davaky gny liona, bakagny an-tendrombohitsy lavaky gny leoparda.