msh_sng_text_reg/04/04.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 4Gny vozonao la manahaky gny tilikambon'i Davida voaory egny amin'ny gny filaharam-bato, miaraky amin'ny gn'ampinga arivo mihanto eo amin'izay, la gn'ampingan'ny gny miaramila reo iaby. \v 5Gny nononao roe la manahaky gny diera roe, gazela hamba, mihinagn'akata egny amin'ny gny lilia.