msh_sng_text_reg/03/10.txt

1 line
538 B
Plaintext

\v 10Gny tsangatsangan'izay la vita tamin'ny gny volafoty; gny lambosiny la vita tamin'ny gny volamena, voho gny fipetrahany tamin'ny gny siky volomparasy. Gny tagnainy ao la nihaimgoan'ireo anak'ampelann'ny gny joharin'i Jerosalema am-pitiava. Gn'ampela mirehaky amin'ny gny ampelan'i Jerosalema reo. \v 11Miboaha, ry anak'ampelan'ny gny joharin'i Ziona, ka mandiniha an'i Solomona mpanjaka, manday gny satro-boninahitsy nampisatrohany gny reniny azy tamin'ny gn'andron'ny gny fanambaliany, tamin'ny gn'androm-pifaleany gny fiaignany io.