msh_sng_text_reg/02/05.txt

1 line
284 B
Plaintext

\v 5 Velomo amin'ny gny mofomamy misy voaloboky aho ka velombelomo amin'ny gny paiso, fa mararin-katea. Gn'ampela mirehaky amin'ny gny vatany. \v 6 Gny tagnany havia la ambanin'ny gny lohako eo, ka gny tagnany havana la mandrakoky ahy. Gn'ampela io la mirehaky amin'ny gn'ampela hafa.