msh_sng_text_reg/02/03.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 3Manahaky gny hazo paiso zay eo amin'ireo hazon'ny gn'ala, la manahaky an'izay koa gn'olon-teako amin'ireo johary. Mipetraky eo ambanin'ny gn'alony amin'ny gny hafaleam-be aho, ka gny voany la mamy am-bavako ao. \v 4 Manday ahy agny amin'ny gny tragno amin'ny gny fanasam-be agny ie, ka gny fagnevany amiko la gny hatea. Gn'ampela mirehaky amin'ny gny teany.