msh_sng_text_reg/01/12.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 12 Laha mbo nandry tam-pandreany eo gny mpanjaka, la namerovero gny nardako. \v 13 Amiko gny malako la manahaky gny miora am-pehea zay mandany gny matognaly an-tratrako eo. \v 14 Amiko gny malalako la manahaky gny vogninin'ny gny kofera eo an-tanim-boalobok'i En-jedy. Gny teany mirehaky aminy.