msh_sng_text_reg/01/09.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 9 Ampitoviziko amin'ny gny sovaly vaviny eo amireo sovaly mpitariky gny kalesan'i Farao iha, ry teako, \v 10 Mahasoa gny tarehinao gny ravaky reo, gny vozonao aminireo ravaky reo voatohy. \v 11Hanaovako ravaky volamena misy kitrony volafoty iha. Gn'ampela mirehaky amin'ny gny vatany.