msh_sng_text_reg/01/05.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 5 Mivalomainty aho fa maha-ta ho tea, nareo ry anak'ampelan'ireo joharin'i Jerosalema ___ mivalomainty manahaky gny lain'ny Kadera, maha-ta ho tea manahaky gny sikin'i Solomona. \v 6 Ka manenty ahy fa mivalomainty aho, fotony azon'andro. Nasiaky tamiko anakilahin-dreniko reo; nataondrozy mpiamby gny tanim-boaloboky aho, fe tsy niamby gny tanim-boaloko aho. Hoy gny zampela mirehaky amin'ny gny teany.