auto save

This commit is contained in:
Masikoro-003 2020-07-31 11:09:12 +03:00 committed by root
parent e852c593b6
commit c5d5aa227f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 10Gny tsangatsangan'izay la vita tamin'ny gny volafoty; gny lambosiny la vita tamin'ny gny volamena, voho gny fipetrahany tamin'ny gny siky volomparasy. Gny tagnainy tao la nipozeany gn'anak'ampelany joharin'i Jerosalema an-katea. Gny somonjara misafa ami-gny reo ampelan'i Jerosalema \v 11Miboaha, ry gnanak'ampelany joharin'i Ziona,voho mandiniha gnan'i Solomona mpanjaka, manday gny sabakam-boninahitsy nampisatrohany gny reniny gn'azy tami-gn'androny gny fanambaliany, taminio androm-pifaleany gny fiaignany io.
\v 10Gny tsangatsangan'izay la vita tamin'ny gny volafoty; gny lambosiny la vita tamin'ny gny volamena, voho gny fipetrahany tamin'ny gny siky volomparasy. Gny tagnainy ao la nihaimgoan'ireo anak'ampelany joharin'i Jerosalema am-pitiava. Gn'ampela mirehaky amin'ny gny ampelan'i Jerosalema reo \v 11Miboaha, ry gnanak'ampelany joharin'i Ziona,voho mandiniha gnan'i Solomona mpanjaka, manday gny sabakam-boninahitsy nampisatrohany gny reniny gn'azy tami-gn'androny gny fanambaliany, taminio androm-pifaleany gny fiaignany io.