auto save
This commit is contained in:
parent
67b5cf65c0
commit
4237dbd4a3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 10 Endrey, gny hasoany gny hateanao, ry longoko, ry hasondrotsiko! Endrey gny hasoany gny hateanao mandilatsy gny divay, ndraiky gny hagnitsiny gny ranomagnitsao mandilatsy nohony ze raha magnitsy iaby. \v 11Gny sogninao, ry hasondrotsiko, la mitete tantely; ndraiky ronono ro ambaniny gny lalanao ao; gny hagnikagnitsy gny akanjonao la manahaky gny hagnikagnitsin'i Libanona.
|
||||
\v 10 Ingo, gny hasoan'ny gny hateanao, ry havako, ry zay ho valieko! Ingo gny hasoan'ny gny hateanao mihoatsy gny divay, voho gny fameroveron'ny gny ragnomagnitsao mihoats nohony ze raha magnitsy iaby. \v 11Gny sogninao, ry hasondrotsiko, la mitete tantely; ndraiky ronono ro ambaniny gny lalanao ao; gny hagnikagnitsy gny akanjonao la manahaky gny hagnikagnitsin'i Libanona.
|
Loading…
Reference in New Issue