\v 22 Ka Naomy voho Rota zay Moabita, vinantony ampela la nimpoly tagny amin'ny gny tanin'i Moaba. Niavy tao Betlehema rozy tamin'ny gny fanombohan'ny gny filam-bary.