msh_rut_text_reg/03/14.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 14 La nandry an-tombony eo hatramin'ny gny maraindray ie. La nifoha ie laha mbo maike tsy nahaizagnologny gnandro. Fa Boaza nanao hoe: "Ao tsy ho hay hoe niavy am-pamoloa eo ra ampela." \v 15 La hoy Boaza: "Andeso gny siky fisikinanao ka tanjaho." Lafa nanao an'izay ie la nagnameza vary hordea ignen'ny gny fagnamezagna tagnatiny zay ao ie ka nametraky gnenta taminy eo. La nagnantana agny ie.